|
Toro anatra MATEMATIKA sokajy Terminal D (Miaraka amin’ny sekoly Andrianarisoa Ankadifotsy, Rajaonson Alain Février) Toa izao indray ny endriky ny laza adina matematika. Tsara raha dinihina tsara ny fanontaniana sy ny tolotra rehetra omen’ny laza adina. Tsy azo atao ihany koa ny mandingana ny valin’ny fanontaniana satria mifampiankina avokoa ireo. Dia mazotoa ary fa amin’ny alakamisy ny valiny. Analyse: A- On donne f (x)= 2 x (2 – ln x) 1- Determiner le domaine de définition de f. 2- Etudier les intérsections avec les axes. 3- Calculer la dérivée de g (x)= 4 x2 (5- 2 ln 2x) 4- En déduire l’intégrale
Miaraka amin’ny sekoly Fjkm Rasalama – kilasy Taona fahadimy (7ème) Valin’ny laza adina taranja Français Atolotra antsika anio ny valin’ny lza adina taranja Français. A. EPREUVE RESSOURCES
Ils montent leurs chevaux sans selle.
Où habites-tu?
- Aujourd’hui, les parents écrivent une lettre à Samy. - La semaine prochaine, il répondra
Allez les filles J’assiste à un match de foot-ball entre les équipes Voromahery et Domoina. De retour, je parle à ma sœur. CONSIGNES
Au milieu du stade se trouve le terrain de foot-ball. On trouve des traçages pour le but de chaque côté. Le terrain est divisé en deux par le ligne du centre.
- Par un coup de sifflet, le match commence - Les joueurs prennent leurs places - Les spectateurs encouragent les joueurs - L’équipe de Voromahery marque un but - L’arbitre siffle Hanitry Ny Aina
|
|
Toro anatra Mampihena ny herin’ny fitadidiana ny fanaovana tsianjery ny lesona Fomba mahazatra sarotra ialana. Zatra manao tsianjery ny lesona rehetra nianarany ny ankamaroan’ny mpianatra. Maro amin’ny mpampianatra sy ny tompon’andraikitra ara-pedagojika anefa no nanoro hevitra fa tsy tsara izany manao tsianjery izany. « Mampihena ny herin’ny fitadidiana ny fanaovana tsianjery ny lesona satria feno loatra ary miasa mafy loatra ny fitadidiana », hoy ny tompon’andraikitra pedagojika iray. « Raha vao miova kely fotsiny ny firafitry ny fanontaniana na misy teny iray adino noho ny hamaroan’ny lesona hianarana tsianjery dia diso ny valin-tenin’ilay mpianatra », hoy kosa Raharinoro Fidèle, mpampianatra kilasy famaranana. Atao hira Ny fahazoana ny lesona, atao araka ny lojika, no tena vahaolana araka ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpampianatra. Ankoatra izay dia zava-dehibe ihany koa ny fanaovana fampiharana na fanazarana matetika mba hahazoana tsara ny lesona rehetra mbola tsy hay. Maro amin’ireo mpampianatra mihitsy aza no nanoro hevitra fa manampy be amin’ny fitadidiana ny lesona ihany koa ny fanaovana izany an-kira na avadika ho hira. « Rehefa hira matetika dia mora amin’ny ankizy ny mandray azy. Ny lesona ihany koa anefa azo atao tononkira », hoy hatrany ireo mpampianatra. Azo atao ihany koa ny manao fanamarihana madinika mba ahamora ny fitadidiana. Ohatra ny famantarana ny kely sy ny lehibe (< sy >) izay mbola manahirana ny maro, ka izay tondroin’ilay maranitra iny foana no kely. Tsy tsara manonona lesona be fahatany koa ny mpampianatra fa ampitaina amin’ny alalan’ny fanazavana mafonja fotsiny dia mety. Lilia Rajaonah |
![]() |
Toro anatra Miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy taona Fahasivy (3ème) Ny taranja Malagasy Araka ny fanazavana nentina tamin’ny talata lasa teo dia misy ny tanjona ezahana hotratrarina amin’ireo mpianatra isaky ny ambaratongana kilasy lalovan’izy ireo. Mifampiankina ireo ambaratonga ireo. Ho an’ny taranja Malagasy dia tsikaritra izay fifampitohizana izay eo amin’ny fianarana ny literatiora. Sokajin-dahatsoratra efatra no misy ao anatin’ny literatiora dia ny lahatsoratra manoritsoritra hianarana ao amin’ny taona Fahenina, ny mitantara (taona Fahafito), ny manazava hevitra (taona Fahavalo) ary ny mandresy lahatra (taona Fahasivy). Na efa tonga eo amin’ny taona Fahasivy aza anefa dia mety mbola hanadinana ireo sokajin-dahatsoratra tany amin’ny ambaratonga ambany. Atolotra amintsika ao anatin’ity fafana ity ny fomba ahafantarana ireo sokajin-dahatsoratra ireo. FAMINTINANA IREO SOKAJIN-DAHATSORATRA
Hanitry Ny Aina |
![]() |
Toro anatra Miaraka amin’ny sekoly Fjkm Rasalama – kilasy taona Fahadimy (7ème) Laza adina Taranja Français
TEXTE Trois petits indiens Trois petits indiens, dans la grande Prairie, se promènent avec leurs belles coiffes de plumes, leurs vêtements de peau et leurs colliers. Ils ont des flèches pointues, des arcs souples et solides. Ils vont chasser dans les bois quand ils en ont envie. Ils ont des pirogues qu’ils font avancer sur l’eau avec leurs trois petites pagaies. Ils montent leurs chevaux sans selle et ils adorent danser. QUESTIONS
……………………………………………………….
………………………………………………………
………………………………………………………….
Ecris correctement les verbes entre parenthèses: - Aujourd’hui, les parents (écrire) …………. une lettre à Samy. - La semaine prochaine, il (répondre) …………
Allez les filles J’assiste à un match de foot-ball entre les équipes Voromahery et Domoina. De retour, je parle à ma sœur. CONSIGNES
………………………………………………………………………………..
…………………………………………………………………………….
Miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy taona Fahasivy (3ème) Ny taranja Malagasy Amin’ny maha teny reny azy dia heverin’ireo mpianatra fa tsy mila ianarana ny taranja Malagasy. Misy ny lesona omena any am-pianarana toy ny fitsipika… izay ilàna fianaran-desona vao mahay azy, tahaka ny taranja hafa. Mizara efatra ny laza adina amin’ny taranja Malagasy dia ny fitsipika, ahitana ny sokajin-teny sy ny hevitra ara-drafitra, ny literatiora, ny riba ary ny famoronan-dahatsoratra. Tsy hianarana fahantany ny taranja Malagasy ary misy ny fahalalana ampitaina amin’ny mpianatra isaky ny kilasy. Fototra ny taona Fahasivy Ny taona Fahasivy no fototra iaingan’ireo mpianatra amin’ny ambaratonga ambony ho an’ny taranja Malagasy. Manomboka eo amin’ny Taona faha-10 dia tsy dia misy firy intsony ny lesona hianarana sy hanadinana. Ny fahaizana mamoaka hevitra no tena andrasana amin’ireo mpianatra ka hatrany amin’ny kilasy famaranana. Mifaoka ny 14 amin’ny isa omena ireo mpianatra any amin’ny fanadinana io famoahan-kevitra io. Voamarik’ireo mpampianatra anefa fa tsy dia tian’ireo mpianatra loatra ny mianatra ny taranja Malagasy. Mila tefena ao anatin’ireo mpianatra mihitsy noho izany ny fitiavana ity taranja ity ao am-pianarana amin’ny alalan’ny fanaovana fampiharana ohatra. Izany hoe hampiainina ireo mpianatra ny taranja, ohatra amin’ny kisarisary fifamalian-kabary amin’ny fahafatesana izay ampanaovina ireo mpianatra ao am-pianarana… Lanjan’isa telo Nomarihan’ireo mpampianatra avy hatrany fa taranja tsy azo ambaniana ny taranja Malagasy noho izy manana lanjan’isa telo, toy ireo taranja fototra hafa. Rehefa hifotorana tsara anefa ity taranja ity dia tsy sarotra ary azo atao fakana isa mihitsy hanavotana ireo taranja hafa. Manampy betsaka ireo mpianatra na amin’ny famoahan-kevitra na amin’ny famoahana ny kanto amin’ireo sarin-teny ampiasaina any anaty lahatsoratra ihany koa anefa ny famakiana boky teny Malagasy. Eo amin’ny taona Fahasivy dia ny “Ho avy ny maraina” sy ny “Labakombarika” no boky vakian’ireo mpianatra. Azo atao tsara ihany koa anefa ny mamaky boky hafa ankoatra ireo.
Hanitry Ny Aina |
|
Toro anatra Miaraka amin’ny sekoly Fjkm Rasalama – kilasy Taona fahadimy (7ème) Taranja Français Taranja iray isan’ny manahirana ireo mpianatra ny taranja Français. Io teny io rahateo no teny ampianarana amin’ireo taranja hafa. Hany ka raha tsy voafehy ny teny frantsay dia efa manana olana amin’ireo taranja rehetra amin’ny ankapobeny mihitsy ireo mpianatra. Nomarihan’ireo mpampianatra fa tsy ny any am-pianarana ihany no tokony hianarana ny teny frantsay. Amin’ny maha teny azy dia tokony iainana ary hampiasaina isanfandro izany, indrindra rehefa any an-trano. Manana anjara andraikitra lehibe ireo ray aman-dreny eto. Tokony hampiasa ny teny miaraka amin’ireo zanany izy ireo rehefa any an-trano mba hisian’ny fahazarana amin’ny teny. Voambolana, fitsipika… Toy ny taranja Malagasy dia itarafana ny fifehezan’ireo mpianatra ny teny frantsay ny taranja Français. Voarakitra ao anatin’ny laza adina ny fanadinana mahakasika ny voambolana na ny «vocabulaire», ny famoronana fehezanteny na «constructions de phrases», ny fitanisana matoanteny na «conjugaisons», ny fitsipi-panoratana sy fitenenana na ny «grammaire», ny famoronan-dahatsoratra na ny «rédaction»… «Ampitaina any anatin’ny lesona omena any am-pianarana avokoa ireo. Mila hianarana noho izany ny lesona», hoy ireo mpampianatra. Tena manampy betsaka ireo mpianatra amin’ny fifehezana ny teny frantsay ihany koa ny famakiana boky. Tokony hijery ireo boky sahaza ny taonan’ireo zanany ireo ray aman-dreny ary mandrisika ireo ankizy hamaky izany. Fitaovana iray azon’ireo mpianatra ivoizana voambolana na fomba fiteny vaovao mantsy ny boky. Hanitry Ny Aina |
![]() |
Toro anatra miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy Taona fahasivy (3ème) Vahaolana – Taranja Mathématiques Atolotra antsika anio indray ny valin’ny laza adina Mathématiques. Partie A: Activités géométriques
1) Calcul de US: Comme BUS est un triangle rectangle en U, on a d’après le théorème de Phytagore : BS²=BU²+US² 6²=3²+US² 36=9+US² alors US²=36-9=27
2) Calcul de cos UBS: Cos UBS =0,5 3) Calcul de BC: Dans le triangle BSC rectangle en S, on a :
4) Nature du triangle ABU: Comme A=s U alors (BS) est la médiatrice de [AU]. Alors AB=BU (BS) (Propriété de la médiatrice) Donc, ABU est un triangle isocèle en B. 5) Nature du quadrilatère BAOU : On sait que BU=BA=AO=OU et que [AU][BO]. Donc BAOU est un losange 6) - On trace la médiatrice (M) du segment [EF] coupant (D) au point G. Alors EGF est un triangle isocèle en G car G appartient à la médiatrice de [EG] qui donne EG=EF.
1) Justifions que AD + OB = AO AD + DO = AO car OB = DO Donc, AD + OB = DO
2))
x=5-3 et y=3+4 x=2 et y=7 B(2,1) Coordonnées de E E= t J alors JE = AB AB
Configuration de l’espace : 1) Aire d’un cône de révolution
Mbola hitohy……. HNA |
![]() |
Toro anatra (miaraka amin’ny sekoly Fjkm Rasalama – kilasy taona Fahadimy (7ème) Taranja Géographie Atolotra antsika anio ny valin’ny laza adina Géographie. 1.a) Madagascar est: - une île b) Deux îles voisins de Madagascar: - île Maurice - les Comores 2.La distance entre Madagascar et l’Afrique: 400 km Sud (1) (1) brousse épineuse Centre (2) (2) savane (hafatra ho an’ny paoiste: asiana flèche mi-relié reo eo ambony eo reo d esorina le chiffre aveo) 4.Les différentes phases d’un cyclone: a) avis d’avertissement b) avis de menace c) avis d’alerte 5. Le plus long fleuve de Madagascar est Mangoky. 6. L’exode rurale: C’est le déplacement définitif des habitants de la campagne vers la ville 7. Les vents dominants qui souffent à Madagascar: a) L’Alizé b) Le Mousson 8. Deux barrages hydroéléctriques à Madagascar: a) Mandraka b) Andekaleka 9. Tableau: Massif
10.La carte de Madagascar avec: - le plus grand lac de Madagascar: Alaotra - et le massif d’Ankaratra
(miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy Taona fahasivy (3ème) Taranja Mathématiques Torolalana mahakasika ny taranja Mathématiques indray no atolotra antsika anio. Taranja heverina ho mifandraika amin’ny fiainana hafa kanefa tena ampiharina amin’ny andavanandro ny taranja Mathématiques. Raha te ho injeniera, na te ho havanana amin’ny famoriana fiaramanidina, ohatra, ny mpianatra iray dia mila mahafehy ny «trigonométrie». Raiki-pohy, drafi-tsary… Ankoatra ny tarehimarika ihany koa dia manamarika ity taranja ity ny fampiasana ireo raiki-pohy isan-karazany na «formule» ary ireo drafi-tsary ao anatiny. Mila tadidiana avokoa ireny. Raiketina any anaty fisy mihitsy aza no tena mety hanamorana ny famerimberenana sy ny fitadidiana azy. Tokony ho hita ao anatin’io fisy io ny paik’ady amin’ny kajy sy ireo karazana drafi-tsary. Ny olana eo amin’ireo mpianatra anefa, noho ny fieverena fa fiainana hafa ny taranja Mathématiques, dia tsy dia mianatra azy firy ary tsy miraharaha ny taranja mihitsy aza ireo mpianatra sasany. Toe-tsaina tia karokaroka «Mila toe-tsaina tia karokaroka, noho izany, ny taranja Mathématiques. Izay toe-tsaina izay no tokony hovolena. Ary izay indrindra ny tanjona amin’ity taranja ity na dia amin’ny fiainana andavanandro aza. Rehefa misy olana na ahoana na ahoana endriny dia misy hatrany ny vahaolana. Tsy tokony hipetra-potsiny fa mila miasa saina, mahay mikaroka ny vahaolana», hoy Rabenoavy Elie Richard, mpampianatra Mathématiques. Efa nisy mpianany tamin’ny taona 2005, isan’ireo mpanamory fiaramanidina mpiady mahay indrindra sy ikoizana ao Frantsa amin’izao fotoana izao. Mizara telo raha fehezina ny fanadinana amin’ny taranja Mathématiques dia ny Géométrie ahitana ireo drafi-tsary, ny Algèbre ary ny Statistiques.
Hanitry Ny Aina
|
![]() |
Toro anatra Miaraka amin’ny sekoly FJKM Rasalama – kilasy Taona fahadimy (7ème) Taranja Géographie Indro atolotra antsika anio indray ny laza adina mahakasika ny taranja Géographie. LAZA ADINA 1- a) Soulignez la bonne réponse: (1 pt) Madagascar est: - Un continent - Une ville - Une île b) Citez deux îles voisins de Madagascar (2 pts) ………………………………. ………………………………. 2- Encadrez la distance entre Madagascar et l’Afrique: (1 pt) 600 km 5000 km 400 km 3-Reliez par des flèches: (2 pts) Sud . . brousse épineuse Centre . . savane 4- Citez les différentes phases d’un cyclone: (3 pts) a) ………………………….. b) …………………………. c) ………………………….. 5- Le plus long fleuve de Madagascar est ………………………………. (1 pt) 6- Qu’est-ce que l’exode rural? (1 pt) ………………………………………………………………………………………….. 7- Les vents dominants qui soufflent à Madagascar sont: (2 pts) a- ……………………………………………. b- …………………………………………….. 8- Citez deux barrages hydroéléctriques à Madagascar: (2 pts) a- ……………………………………………… b- …………………………………………….. 9- Complétez le tableau: (3 pts)
10- Tracez la carte de Madagascar, placez-y: Carte (1 pt) - Le plus grand lac de Madagascar (0,5 pt) - Le massif d’Ankaratra (0,5 pt)
Miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy Taona fahasivy (3ème) Ny taranja «Education physique et sportive» (EPS) Tsy ny lesona ianarana any an-tsekoly ihany no ilàna paik’ady amin’ny fomba fianarana azy fa hatramin’ny taranja fanatanjahantena ihany koa na ny Eps. Ao amin’ny taona fahasivy vao tena miatrika izany taranja fanatanjahatena izany ho toy ny taranja hanadinana amin’ny fanadinana ara-panjakana ireo mpianatra. Toy ny taranja rehetra anefa dia mila fiomanana ny fiatrehana izany. Misokajy ho telo ireo hanadinana ireo mpianatra amin’ny taranja fanatanjahantena. Misy ny fanatanjahantena iraisana na ny «sport collectif» toy ny basket-ball, ny hand-ball, ny foot ball… Misy koa ny fanatanjahantena atao mitokana na ny «sport individuel» toy ny «course de vitesse», «saut à longueur», «lancer de poids»…. Ny hazakazaka 600 m ho an’ny vehivavy ary ny 800 m ho an’ny lehilahy na ny fanadinana an-tsoratra ho an’ireo tsy afaka mandray anjara. Fiomanana Voalohany amin’izany fiomanana izany ny ny fiomanana ara-batana. Tokony hisy ny ny fanazaran-tena tsy tapaka ataon’ireo mpianatra ankoatra ny ora natokana ho amin’izany any an-tsekoly. Averina indroa na intelo isaky ny herinandro ireo fampianarana nampitain’ireo mpampianatra. Ilaina ihany koa ny fiomanana ara-tsaina dia ny fahavononana hiatrika fanadinana, ny fahafantarana mialoha ny taranja hanadinana, ny fitsapana matetika ny taranja mba tsy ho tampoka ao an-tsaina ny fisehoan’ny fanadinana. Mila mankeny amin’ny toerana hanatanterahana ny fanadinana mihitsy, ohatra, mba mizatra amin’ilay toerana. Ary ny tena zava-dehibe dia ny fiomanana ara-tsakafo. Na amin’ny andavanandro, na mandritra ny andro hanatanterahana ny fanadinana dia tokony ho sakafo maivana no hohanina. Tsy tokony hanao voky loatra ary tsy tokony hihinana sakafo tsy mahazatra ny mihinana azy sao dia tsy zaka. Tsy ampy fiomanana Ilaina ireo fiomanana ireo satria ny tsikaritra amin’ireo mpianatra dia ny tsy fahampian’izany fiomanana izany. Mazàna rehefa antomotra ny fanadinana vao manovokovoka mihazakazaka sy manao fanazarantena etsy sy eroa. Rehefa tsy ampy fiomanana anefa dia lasa matahotra, tsy mahatoky tena mandritra ny fanadinana. Noho izany, tokony hatao ny fanazarantena dieny miantomboka ny taom-pianarana. Tokony ho fantatra mialoha ihany koa ireo taranja manavanana. Tandremo ny fanazarantena amin’ny alalan’ny fihazakazahana lavareny isa-maraina. Mila maka hevitra amin’ny mpampianatra aloha vao miroso amin’izany. Marihana fa hita taratra any amin’ny fiainana any aoriana ny fanaovana fanatanjahantena any am-pianarana. Tsy mavitrika, malazolazo ary kely aina ireo tsy nanao fanatanjahantena ary matavy be rehefa tonga amin’ny sehatry ny asa. Tsy toy ireo olona nanao fanatanjahantena.
HNA |
![]() |
Toro anatra (Miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy Taona Fahasivy (3ème) Indro atolotra antsika anio indray ny valin’ny laza adina tapany faharoa (Biologie végétale) sy fahatelo (Géologie)amin’ny taranja Science de la vie et de la terre. B. BIOLOGIE VEGETALE Exercice III: 31. La reproduction sexuéchez les plantes àfleurs prétrois é 31 a. La pollinisation est le transport des grains de pollen de lfanthèvers le stigmate du pistil. 31 b. Le grain de pollen contient deux noyaux. Aprèla germination, l’un d’eux donne deux anthéï. C’est le noyau reproducteur. 31 c. –Un anthéïs’unit avec l’oosphère et donne l’œprincipal. - Aprèla fé, l’ovaire se transforme en fruit. 32. 321. Une fleur mâ: a –possèuniquement des é 322. Le calice est: a –l’ensemble des sé Exercice IV:
Mode de reproduction
42. Vrai ou faux: 42 a. La fructification est rapide en pratiquant la reproduction asexué(VRAI) 42 b. La reproduction sexuéchange la variéédes fruits (FAUX) C. GEOLOGIE Exercice V: 51. Les magmas granitique, andéet basaltique ont des propriéédiffé. Vrai ou faux: 51 a. Le magma granitique est pauvre en silice (FAUX) 51 b. Le magma andéa une composition interméentre les magmas granitique et basaltique (VRAI) 51 c. Le magma granitique est visqueux (VRAI) 51 d. Le magma basaltique est fluide (VRAI) 52. Schéma:
Exercice VI: La porositéd’un sol lui permet l’aéet le passage de l’eau:
62. Calcul de la porosité d’un échantillon de sol: Si volume de lfénon tassé= 1 000 cm³ Et que ce sol né200 ml d’eau Porosité%= volume total des espaces vides(cm3) x 100 Volume de l’é P % = 200x 100 = 20% 1000 P = 20 %
Hanitry Ny Aina |
![]() |
Toro anatra (Miaraka amin’ny Ceg Antanimena – kilasy Taona fahasivy (3ème) Entina antsika anio ny valin’ny laza adina mahakasika ny taranja Science de la vie et de la terre. Ny tapany voalohany dia ny Biologie animale no atolotra antsika anio.
Exercice I: 11. En cousant sa jupe, Soa retire brusquement son doigt piqué par l’aiguille. 11 a. Il s’agit du mouvement reflexe car c’est un mouvement involontaire, sans apprentissage. 11 b. Dans ce mouvement: - Le stimulus est l’épine - L’organe récepteur est la peau du doigt piqué - L’organe effecteur est le muscle du doigt piqué - Le centre nerveux est la moëlle épinière 12. Chaque élément de l’œil a son rôle bien déterminé: 12 a. éléments de l’œil rôles rétine (1) (3) phénomène d’accomodation choroïde (2) (4) membrane protectrice cristallin (3) (1) récepteur d’image sclérotique (4) (2) membrane nourricière (hafatra ho an’ny paoiste: ASINA FLèCHE MIFANDRAIKA AMIN’NY CHIFFRE 1 – 2 – 3 – 4 TY AMBONY TY) 12 b. – Les gens myopes ne voient pas les objets éloignés - Le phénomène d’accommodation chez les personnes presbytes diminue 13. Le drogue est une substance qui agit sur le système nerveux: 13 a. L’individu qui s’adonne à la drogue est un toxicomane 13 b. Vrai ou faux: - La cigarette et l’alcool provoquent le sommeil (VRAI) - La drogue perturbe la vie familiale (VRAI) 13 c. Deux luttes contre la drogue: - Interdiction de production de drogue - Sensibilise et conscientiser les gens sur les méfaits de la toxicomanie Exercice II: 21. Ralay est atteint de la tuberculose: 21 a. l’Isoniazide et le PAS sont les deux médicaments qui peuvent guérir cette maladie 21 b. Il existe un vaccin contre la tuberculose. C’est le BCG 21 c. C’est Jenner qui a découvert le premier vaccin 22. maladies agents pathogènes plaie (1) (4) bacille de Yersin tuberculose (2) (5) tréponème pâle blennorragie (3) (1) staphylocoque peste (4) (2) bacille de Koch syphilis (5) (3) gonocoque de Neisser (hafatra ho an’ny paoiste: ASINA FLèCHE MIFANDRAIKA AMIN’IREO CHIFFRE IREO) 23. Voici un schéma montrant une bactérie. Il sporule quand les conditions sont défavorables. Il se multiplie par bipartition. 23 a. Légende: (hafatra ho an’ny paoiste: JEREO NY SUJET science de la vie et de la terre NIVOAKA NY 24 AVRIL MISY ILAY SARY TOKONY IPETRAKA ETO. ARAKA IRETO FILAHARAN’NY ETO AMBANY IRETO NO AMETAHANA LE POINTILLéS FENONA AMLE SARY) - Double membrane - Cytoplasme - Cil vibratil 23 b. Schéma d’un Bacille subtil 23 c. C’est un microbe qui appartient au groupe des microbes végétaux car il a une double membrane Amin’ny alakamisy ho avy izao ny atolotra antsika ny tapany faharoa amin’ny valin’ny laza adina dia ny Biologie végétale sy ny Géologie
Hanitry Ny Aina
|


Raha hifandray @ Ao Raha
ZI Nord route des Hydrocarbures Ankorondrano - 101 ANTANANARIVO Fax: +261 20 22 628 94 Email: lexpress@malagasy.com - lexpress@lexpressmada.com Raha manana fanamarihana teknika : it@lexpressmada.com |
Tambazotram-pifandraisana hafa |
Sokajy be mpamaky |