
Omaly aloha dia nanatanteraka hetsika fampisehoan-kery ka nilahatra nitety tanàna, sady nilanja sora-baventy no nanao tampim-bava ireo dokotera mpitsabo.
« Tsy hitan’ny olona mihitsy izahay mihidy ao amin’ny hopitaly ka mba nivoaka kely nitaona ireo namana », araka ny fanazavan’ny Dr Ndatason Fréderic, filohan’ny sendikan’ny mpitsabo. Nitaona ireo dokotera tetsy amin’ny »Intsitut Analakely » sy ireo tao amin’ny hopitalin’ny zaza ao Tsaralalàna ireto mpitsabo ireto.
LR









0 Fanehoan-kevitra